|
|
|
|

Teny iditra1  haranjono
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo lava marotsaka fasiana ny tadim-pintana erỳ amin' ny tendrony ambony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 (haran-jono) a fishing rod. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Tankarana] canne à pêche. [1.19]
Tovy hevitra  6 hanjaora

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04