|
|
|
|

Teny iditra1 harangaranina
Fototeny  2harangarana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Jerena amin' ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin' ny varavarankely ilay vahiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be peeped at through a hole, or a small opening.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02