|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haran-tratra |
| Singan-teny | 2harana, 3tratra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina.
[1.1] 6fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7cage thoracique.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|