|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 haolo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo.
4Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny.
5(Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6wild, untamed, applied chiefly to wild cattle.
7easily soared, as birds frequently shot at. [1.2]
8wild. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9sauvage. [1.8]
Tovy hevitra  10haolohaolo
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 haolo
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra. [1.1]
Voambolana  16 Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  17 aholo, 18 haolo, 19 laoho, 20 loaho, 21 Ohola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02