|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 haody
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe: "haodiana!" : azo idirana. [2.313]
4Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter.. [1.2]
6hello ! (spoken when standing at the door). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7bonjour ! (se dit devant la porte). [1.8]
Ohatra  8 Raha hangalatra izy tsy hanao haody. [2.445#]
9 Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara. [2.245#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)11 haody
Sokajin-teny  12 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17haodihaody

Fivaditsoratra  18 ahôdy, 19 hadio, 20 haody, 21 Hodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07