|
|
|
|

Teny iditra1 hany koa
Singan-teny  2hany, 3koa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5irery ihany (fanaon' ny mpanoratra eo alohan' ny anarana tiana hofaritana): Hany koa Rakoto no zana-dray aman-dreniny (Rakoto irery ihany no zana-drainy sy reniny). [1.1]

Fivaditsoratra  6 anahiko, 7 hankoay, 8 hanokay, 9 hany koa, 10 ikohana, 11 kaohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12