|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hantaina |
| Fototeny | 2hanta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao.
5Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 hantaina, 11 ihantana, 12 tanahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|