|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hanono
Singan-teny  2hatra, 3nono
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Hatreo amin' ny nono no halaliny. [1.1]
Voambolana  6 Toerana

Teny iditra (2/2)7 hanono
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Enti-milaza ny zandry amin' ny fianakaviana andriana betsileo. [1.1]
Voambolana  10 Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  11 hanono, 12 honoña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12