|
|
|
|

Teny iditra1 hanona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  5 hanona, 6 nahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12