|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hanin-kanina |
| Singan-teny | 2hanina |
| Sokajin-teny | 3 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina.
[2.270#]
6 Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643#] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 hanin-kanina, 9 hanin-kinana, 10 hinankinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|