|
|
|
|

Teny iditra1 hanifisana
Fototeny  2nify
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5thinness, scarcity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qualité de ce qui est mince. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7an-kanifisana

Fivaditsoratra  8 fanihisana, 9 fanisihana, 10 fihasinana, Fihasinana, 11 hanifisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05