|
|
|
|
Teny iditra
1
hangana
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Mangidy.
4
Lafo, tsy ara-bidiny fa mihoapampana loatra:
Manao hangana loatra ianao ka hividy any an-kafa aho
.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12