|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  handra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] Tsiny, indrindra izay avy amin' ny ray aman-dreny natao tsinontsinona [1.1]
4 [Betsileo] tsiny [1.78]

Teny iditra (2/3)5  handra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Bara] kilema [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  8 a defect, anything which has a fault or a defect in it. See kilema. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 [Tankarana] défaut, lourdeur, défectuosité, difformité. [1.19]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)11  handra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Tanosy] tarehy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04