|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hanahana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahasempotsemporana mila tsy ho avy miaina.
4Fiatoana tsy mahitaizay hatao noho ny hatsiaka, fa indrindra ny hafanana. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 Hanahana
Sokajin-teny  6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  7 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  8 Hanahana, hanahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02