|
|
|
|

Teny iditra1 hamoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fipetrapetrahana, tsy fihetsiketsehana firy (matetika noho ny hakamoana), fivozavoza.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4tranquillité, calme de caractère, nonchalance. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  12 hamoka, 13 mohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19