|
|
|
|

Teny iditra1 hamoifo
Sokajin-teny  2 Tsy lazaina
Ohatra  3 Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.224]

Fivaditsoratra  4 amofohy, 5 hamoifo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10