|
|
|
|

Teny iditra1 hambom-po
Singan-teny  2hambo, 3fo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5toetra feno hamboniana tsy mety hanao zavatra mety hampietry ny voninahitry ny tena na hahazoana henatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6amour-propre, point d'honneur. [1.3]
Ohatra  7 Ny tena niseho ho sahirana, nandetsena ny hambompo fahizay fony natanjaka! [2.470#]
Voambolana  8 Ontam-po
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02