|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hamatsy
Fototeny  2vatsy
Sokajin-teny  3 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatsy

Teny iditra (2/3)4 hamatsy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6pentina amin'ny hoditra, havatsa. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)7 hamatsy
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9(autre graphie du même mot) Euphorbia stenoclada Baill.
10(Euphorbiaceae).. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12 hamatsy, 13 hamitsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12