|
|
|
|

Teny iditra1 hamaroana
Fototeny  2maro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao. [1.1]

Fivaditsoratra  5 amahorana, 6 amoharana, 7 amorahana, 8 hamaroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12