|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamaola |
| Fototeny | 2maola |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny olona maola, mirondrona sy midola.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fahamaola, fahamaolana, hamaolana |
| Fivaditsoratra | 6 alahamo, 7 alamaho, 8 halamao, 9 hamaola, 10 mahalao, 11 mahaloa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|