|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamandoana |
| Fototeny | 2mando |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5humidité.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana.
[2.4#]
7 Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka. [2.424#] |
| Kamban-teny rehetra | 8filana hamandoana |
| Fivaditsoratra | 9 andamohana, 10 hamandoana, 11 mahaondana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|