|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamaivanina |
| Fototeny | 2maivana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho.
5Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako. 6Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be made light of; to be lightened.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|