|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamaintisina |
| Fototeny | 2mainty |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao izay hahamainty azy: Hamaintisin' ny olona sasany ny nifiny.
5Atao tonga maintimainty kokoa: Nohamaintisinao angaha ity satrokao ity. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6see mainty.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on rend noir ou plus noir.
[1.3#419] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|