|
|
|
|

Teny iditra1  halitora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] kohadahy, kohadavareny: Finaokin'ny halitora ny anajaza ko save nihike ( Voan'ny kohadavareny ilay zaza ka sempotra mafy) [1.78]

Fivaditsoratra  halitora, 4 holaitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04