|
|
|
|

Teny iditra1 halavana
Fototeny  2lava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5length. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6longueur. [1.8]
Voambolana  7 Toerana
Tovy hevitra  8fahalava, halava
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 halavana, 12 lavahana, 13 vahanala, 14 valahaña, valahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03