|
|
|
|

Teny iditra1 halalinina
Fototeny  2lalina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao lalindalina kokoa: Halalino ity lavaka hambolena zanakazo ity.
5Ampitomboina: Aza halalininao ny alahelony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be deepened, to be aggravated, to be amplified. [1.2]
7to be deepened, to be made deeper. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on approfondit, qu'on rend profond. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12