|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 halalahina |
| Fototeny | 2lalaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona.
5Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy. 6Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana. 7Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be made roomy, to be widened.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|