|
|
|
|

Teny iditra1 halafosana
Fototeny  2lafo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra lafo, na vidim-bola be: Tsy laitra ny halafon' ny vidim-piainana ankehitriny. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fahasolana, 6 halafosana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12