|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hako
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hambohambo, fisehosehoana ho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4self elation, magisterialness, hauteur.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5prétention, air précieux, recherche, délicatesse. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  10 Ontam-po
Tovy hevitra  11hakohako

Teny iditra (2/2)12 hako
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14dia: olo hako. [Bara] [1.78]
15olon-dia: Nahoa no tsa boria ny volo aba Rabia e, sokoa hako (Nahoana no tsy hetezana ny volonao Rabia, moa va tsy olon-dia). [Betsileo] [1.78]
16dia; tsy tamana: Biby hako. [Tanosy] [1.78]
Kamban-teny rehetra  17akanga hako

Fivaditsoratra  18 hako, 19 hòka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08