|
|
|
|

Teny iditra1 hakiho
Singan-teny  2hatra, 3kiho
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Halavan-drefy hatreo amin' ny loba fanondroadala ka hatreo amin' ny kiho (mitovy amin' ny roa ambin' ny folo zehy).
6Hatreo amin' ny kiho ny halaliny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7A cubit.. [1.2, 1.7]
8The length of the hand and forearm to the elbow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Une coudée. [1.3]
10La coudée, allant du coude à l'extrémité du médius, la main étant ouverte. [2.415]
11coudée, 45 cm environ. [1.8]
Voambolana  12 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12