|
|
|
|

Teny iditra1 haja sy voninahitra
Singan-teny  2haja, 3vony, 4ahitra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fahamendrehana ananana; entina manondro koa ireo olona manotrona amin' ny fivoriana iray, na an-karatsiana izany na an-kafaliana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11