|
|
|
|

Teny iditra1 hajambaina
Fototeny  2jamba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy.
5Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be blinded; to be dazzled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on aveugle, qui est ébloui. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12