|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hajamba |
| Fototeny | 2jamba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5l'état de ce qui est aveugle.
[1.3#291] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 7fahajamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|