|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 haizina |
| Fototeny | 2izina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hamaizinana, fanjombonana.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Nahirany ny masony ka haizina no mameno ny trano
[2.470]
6 Tahaka ny hazavana kely mangirika ao anatin'ny haizina mikitroka izany teny izany [2.471] |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 haizina |
| Fototeny | 9hay |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
11to be possible, to be in a state to be effected, to be done according to one's ability..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 16 ahizina, 17 haizina, 18 ihizana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|