|
|
|
|

Teny iditra1 hahiazana
Fototeny  2hia
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5leanness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6maigreur. [1.8]

Fivaditsoratra  7 hahiazana, 8 ihahazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12