|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hahake |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] adaladala, ketrina: Ny hahake ro mihetseke sy boloboloena fa ny hevetso tsa mba izay (Ny ketrina no mora iroboina fa tsy mba izaho)
[1.78] |
| Fivaditsoratra | hahake, 4 hehaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|