|
|
|
|

Teny iditra1 hafotope
Singan-teny  2hatra, 3fototra, 4fe
Sokajin-teny  5 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano?. [1.1]
7eto amin' ny ravim-body. [2.415]
Fanazavàna teny anglisy  8up to the thighs.. [1.2]
9hip deep, hip high. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10Il y a de l' eau jusqu' au haut de la cuisse, jusqu'aux fesses. [2.415#6657]
11jusqu'aux hanches. [1.8]
Ohatra  12 fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69]
Voambolana  13 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12