|
|
|
|

Teny iditra1 hafio
Fototeny  2hafy
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hafina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 hafio ny hatsiaka, anaka, fa tsy manana afa-tsy ireo lamba ireo isika [1.1]

Fivaditsoratra  5 afohy, 6 fahoy, 7 faohy, 8 fiaho, 9 foahy, 10 hafio, 11 hofay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12