|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafàna |
| Fototeny | 2fana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana.
[1.1] 5tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6température.
[1.13] |
| Tovy hevitra | 7mari-pana |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 fahana, faha~na, 10 fanaha, 11 hafàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|