|
|
|
|

Teny iditra1 hady vorivory
Singan-teny  2hady, 3vorivory
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana. [1.1]
Tovy hevitra  6hady vory

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12