|
|
|
|

Teny iditra1 hady fito sosona
Singan-teny  2hady, 3fito, 4sosona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6hady lalina dia lalina; entina milaza ny fiarovana mafy ananan' ny vohitra na ny mand. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7same as harom-pito sosona, lit.
8a sevenfold fosse.. [1.2]
Tovy hevitra  9harom-pito sosona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12