|
|
|
|

Teny iditra1 hady fetsy
Singan-teny  2hady, 3fetsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5hady tsy mba lehibe, fa fisakanana ny biby tsy hiampita any ivelan' ny vohitra.
6hady ahazoana mivoaka sy miditra izay tsy fantatry ny vahiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [hadi-fetsy] 7A small trench. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12