|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hadivory |
| Singan-teny | 2hady, 3vory |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the dry moat around fortified villages.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7fossé autour des villages.
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 8hady vory |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 hadivory |
| Singan-teny | 11hady, 12vory |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14fasana.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 hadivory, 16 hady vory, 17 rivodahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|