|
|
|
|

Teny iditra1 hadiry
Fototeny  2diry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Teny ampiasaina amin' ny asa marika mba hilazana ny haben' ny zavatra iray ka ny fandrefesana azy dia amin' ny metatra tara-tela. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5volume. [1.13]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  7 hadiry, 8 Rahidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08