|
|
|
|

Teny iditra1 habokaina
Fototeny  2boka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5see boka.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10bokaina

Fivaditsoratra  11 habokaina, 12 ikobahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12