|
|
|
|

Teny iditra1 habibiana
Fototeny  2biby
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany. [1.1]
5hasiahana mihoa-pampana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6wanton cruelty, brutality. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7cruauté, brutalité. [1.8]
8sauvagerie, bestialité. [1.13]
Voambolana  9 Ontam-po

Fivaditsoratra  10 habibiana, 11 ibibahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12