|
|
|
|

Teny iditra1 habetsahana
Fototeny  2betsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a number or quantity. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6la multitude, l'abondance. [1.3]
7nombre, quantité. [1.8]
Ohatra  8 Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana [4.27#]
9 Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy [1.320#]
Tovy hevitra  10fahabetsahana, habetsaka
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08