|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 haavo
Fototeny  2avo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity. [1.1]
5refy mijidina takatry ny zavatra iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6hauteur. [1.13]
Ohatra  7 Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9 haavo
Fototeny  10avo
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io. [1.1]

Fivaditsoratra  13 avaho, 14 avoha, 15 haavo, 16 havao, 17 havoa, 18 vahao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08