|
|
|
|

Teny iditra1 gripy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina mitovitovy amin' ny sery taotra, nefa raha ny marina, dia avy amin' ny mikraoby manokana ary saiky matetika misy aretina manindry avy eo ambony, izay mety mahazo vahana satria efa malemin' ny mikraobin' ny gripy ny tena. [1.1]
Voambolana  4 Fahasalamana
Mpanahaka  5 fofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12