|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 grevy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitokonana tsy hiasa mba ho fitakiana zo na tombontsoa kendrena ho azo, toy ny fisondrotan-karama izany, fanatsarana ny fitondrana, sns.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4strike.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5grève.
[3.1] |
| Voambolana | 6 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|